-
Matio 12:31, 32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 “Noho izany, dia izao no lazaiko aminareo: Izay rehetra mety ho fahotana sy fanevatevana zava-masina dia mbola hahazoana famelan-keloka, fa ny fanevatevana ny fanahy masina kosa tsy hahazoana famelan-keloka.+ 32 Ho voavela, ohatra, ny helok’izay maniratsira ny Zanak’olona.+ Fa tsy ho voavela kosa ny helok’izay maniratsira ny fanahy masina, na eto amin’izao tontolo izao* na any amin’ilay tontolo ho avy.+
-
-
Lioka 12:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hahazo famelan-keloka izay maniratsira ny Zanak’olona, fa tsy hahazo famelan-keloka kosa izay manevateva ny fanahy masina.+
-