FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 3:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Lazaiko marina aminareo fa ho voavela izay fahotana rehetra ataon’ny olona sy izay fanevatevana* rehetra lazainy. 29 Fa tsy hahazo famelan-keloka mihitsy kosa izay manevateva ny fanahy masina,+ fa ho meloka mandrakizay noho izany fahotana izany.”+

  • Asan’ny Apostoly 7:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “Ry olona mafy loha, sady tsy voafora fo sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary toy ny nataon’ny razambenareo ihany no ataonareo.+

  • Hebreo 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa izay olona efa nahazo hazavana indray mandeha,+ sady efa nahazo ny fanomezana maimaim-poana avy any an-danitra sy ny fanahy masina,

  • Hebreo 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo ampiana intsony mba hibebaka. Fantsihan’izy ireny eo amin’ny tsato-kazo indray mantsy ny Zanak’Andriamanitra, sady alany baraka+ eo imason’ny olona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara