FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hebreo 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa izay olona efa nahazo hazavana indray mandeha,+ sady efa nahazo ny fanomezana maimaim-poana avy any an-danitra sy ny fanahy masina,

  • Hebreo 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo ampiana intsony mba hibebaka. Fantsihan’izy ireny eo amin’ny tsato-kazo indray mantsy ny Zanak’Andriamanitra, sady alany baraka+ eo imason’ny olona.

  • Hebreo 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa raha manao fanahy iniana manota isika nefa efa mahalala tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara