Matio 13:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Angaha tsy io ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Angaha tsy Maria no anaran’ny reniny, dia i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy no rahalahiny?+ Jaona 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Taorian’izay, dia nidina nankany Kapernaomy+ izy sy ny reniny sy ny rahalahiny+ ary ny mpianany, nefa tsy nijanona ela tany. Asan’ny Apostoly 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niray saina izy rehetra ka tsy nitsahatra nivavaka. Nisy vehivavy+ vitsivitsy niaraka tamin’izy ireo, ary teo koa i Maria renin’i Jesosy sy ireo rahalahiny.+
55 Angaha tsy io ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Angaha tsy Maria no anaran’ny reniny, dia i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy no rahalahiny?+
12 Taorian’izay, dia nidina nankany Kapernaomy+ izy sy ny reniny sy ny rahalahiny+ ary ny mpianany, nefa tsy nijanona ela tany.
14 Dia niray saina izy rehetra ka tsy nitsahatra nivavaka. Nisy vehivavy+ vitsivitsy niaraka tamin’izy ireo, ary teo koa i Maria renin’i Jesosy sy ireo rahalahiny.+