-
Matio 13:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Niala tao an-trano i Jesosy tamin’io andro io, dia nipetraka teo amoron-dranomasina. 2 Ary nisy vahoaka be nitangorona teo aminy. Niakatra tao an-tsambokely àry izy dia nipetraka, fa ny vahoaka rehetra kosa nitsangana teo amin’ny torapasika.+
-
-
Lioka 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Rehefa nisy vahoaka be tafavory teo, niaraka tamin’ny olona nanatona azy avy tany amin’ny tanàna samihafa, dia nilaza an’izao fanoharana+ izao izy:
-