-
Marka 4:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nampianatra teo amoron-dranomasina indray izy, ary nisy vahoaka be nitangorona teo akaikiny. Niakatra tao an-tsambokely àry izy dia nipetraka. Nihataka kely ny morony izy, fa ny vahoaka rehetra kosa teo amoron-dranomasina.+ 2 Dia nanomboka nampianatra azy ireo zavatra be dia be izy sady nanao fanoharana,+ ka nilaza taminy hoe:+
-