FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:3-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 8:5-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Nisy mpamafy nivoaka mba hamafy ny voany. Tamin’izy namafy, dia latsaka teny amoron-dalana ny voa sasany, ka voahitsakitsaka ary lanin’ny voro-manidina.+ 6 Ny sasany latsaka teny ambony vatolampy ary nitsimoka, saingy nalazo avy eo satria tsy nisy mandomando.+ 7 Ny voa sasany indray latsaka teny amin’ny tsilo, ary niara-naniry taminy ny tsilo ka nandrakotra an’ireny.+ 8 Ny voa hafa kosa latsaka teny amin’ny tany tsara, ary nitsimoka ka namokatra avo 100 heny.”+ Rehefa avy niteny an’izany izy, dia niteny mafy hoe: “Izay manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara