-
Jaona 15:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia ianareo indray avy eo no hanome porofo momba ahy,+ satria ianareo efa niaraka tamiko hatramin’ny voalohany.
-
-
2 Petera 1:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Tsy nanaraka tantara tsy marina noforonina tamin-kafetsena izahay, rehefa nampahafantatra anareo ny hery sy ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa tena nahita maso ny voninahiny kosa.+
-