FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 4:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nitondra azy nankany amin’ny tanàna masina ny Devoly avy eo,+ dia nametraka azy teo an-tampon’ny mandan’ny* tempoly.+ 6 Ary hoy izy taminy: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia mianjerà any ambany any, fa voasoratra hoe: ‘Homeny baiko hanampy anao ny anjeliny’, ary ‘hitondra anao eny an-tanany izy ireo, mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.’”+ 7 Dia hoy i Jesosy taminy: “Voasoratra koa hoe: ‘Aza mitsapa toetra an’i Jehovah* Andriamanitrao.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara