-
Jaona 6:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Dia hoy izy ireo: “Angaha moa tsy i Jesosy zanak’i Josefa io e? Fantatsika ny ray aman-dreniny,+ koa maninona izy izao no milaza hoe: ‘Nidina avy any an-danitra aho’?”
-