21 Ary nankany Kapernaomy izy ireo.
Vao tonga ny Sabata, dia niditra tao amin’ny synagoga izy ka nanomboka nampianatra.+ 22 Dia gaga ny olona tamin’ny fomba fampianany. Nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana mantsy izy, fa tsy toy ny mpanora-dalàna.+