FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 17:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nitsotra intelo teo ambonin’ilay ankizy izy, sady niantso mafy an’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Andriamanitro ô! Mba ataovy re izay hampiverina ny ain’ity ankizy ity e!” 22 Dia nohenoin’i Jehovah ny fangatahan’i+ Elia ka niverina ny ain’ilay ankizy, ary velona indray+ izy.

  • Lioka 8:52-54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Nitomany daholo ny olona sady nikapo-tratra satria nalahelo an’ilay ankizivavy. Koa niteny i Jesosy hoe: “Aza mitomany intsony!+ Tsy maty izy fa matory.”+ 53 Dia nihomehezan’ireo izy, satria fantatr’izy ireo fa maty ilay ankizivavy. 54 Nandray ny tanany anefa i Jesosy, ka niantso hoe: “Ry zazavavy, miarena!”+

  • Jaona 11:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Asan’ny Apostoly 9:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Nasain’i Petera nivoaka daholo ny olona avy eo,+ ary nandohalika izy ka nivavaka. Dia nitodika tany amin’ilay faty izy, ka niteny hoe: “Ry Tabita, miarena!” Dia nosokafan’i Tabita ny masony, ka nipetraka izy+ raha vao nahita an’i Petera.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara