Isaia 42:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mba hataonao mahita ny mason’ny jamba,+Ary havoakanao avy any ambany lakaly figadrana ny voafonja,Sady havoakanao avy ao am-ponja izay mipetraka ao anaty haizina.+
7 Mba hataonao mahita ny mason’ny jamba,+Ary havoakanao avy any ambany lakaly figadrana ny voafonja,Sady havoakanao avy ao am-ponja izay mipetraka ao anaty haizina.+