-
Isaia 8:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia ho lasa toy ny toerana masina Izy,
Nefa koa ho vato hamelezana,
Sady ho vatolampy mahatafintohina+
Ho an’ny fanjakana roan’ny Israely,
Ary ho fandrika sy vela-pandrika
Ho an’ny mponin’i Jerosalema.
-
-
Jaona 6:66Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
66 Betsaka àry ny mpianany nihemotra,+ ka tsy nanaraka azy intsony.
-