FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 11:16-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Hohariko amin’inona ity taranaka ity?+ Hoatran’ny ankizy mipetraka eny an-tsena, sady miresaka amin’ireo mpiara-milalao aminy hoe: 17 ‘Efa nitsoka sodina izahay, nefa ianareo tsy mba nandihy. Efa nanao hira fisaonana izahay, nefa ianareo tsy mba nikapo-tratra noho ny alahelo.’ 18 Hoatr’izany koa fa tonga i Jaona, nifady hanina sady tsy nisotro divay, nefa lazain’ny olona hoe: ‘Misy demonia izy.’ 19 Tonga kosa ny Zanak’olona, mihinana sy misotro,+ nefa hoy ihany ny olona: ‘Jereo! Olona tendan-kanina sy mpiboboka divay io, sady naman’ny mpamory hetra sy ny mpanota.’+ Izay ataon’ny olona anefa no ahitana raha hendry izy na tsia.”*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara