FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’i Jesosy tao an-tranon’i Simona boka, tany Betania,+ 7 dia nanatona azy ny vehivavy anankiray nitondra tavoahangy vatosanga feno menaka manitra lafo vidy. Nararak’ilay vehivavy teo an-dohan’i Jesosy ilay izy, tamin’i Jesosy mbola nisakafo* iny.

  • Marka 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’izy nisakafo* tao an-tranon’i Simona boka, tany Betania, dia tonga ny vehivavy anankiray. Nitondra tavoahangy vatosanga feno menaka manitra lafo vidy be izy io, ary narda tena izy ilay menaka. Novakin’ilay vehivavy ilay tavoahangy, dia nararany teo an-dohan’i Jesosy ilay menaka.+

  • Jaona 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary naka menaka manitra nilanja iray livatra* i Maria. Narda tena izy ilay menaka sady lafo vidy be. Dia nararany teo amin’ny tongotr’i Jesosy ilay izy, ary nohamaininy tamin’ny volony ny tongotr’i Jesosy. Lasa manitra be eran’ny trano, noho ny fofon’ilay menaka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara