-
Salamo 78:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hanao ohabolana aho,
Ary hilaza teny saro-pantarina izay efa nolazaina hatry ny ela.+
-
-
Marka 4:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Tsy niteny tamin’izy ireo tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana, nefa nohazavainy tamin’ny mpianany daholo ny zava-drehetra rehefa nitokana izy ireo.+
-