-
Isaia 43:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa izaho no Jehovah Andriamanitrao,
Ilay Masin’ny Israely, Mpamonjy anao.
Nomeko mba ho vidin’ny nanavotana anao i Ejipta,
Ary nataoko takalonao i Etiopia sy Seba.
-
-
Titosy 1:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Tamin’ny fotoana voatondrony anefa, dia nampahafantariny ny teniny, tamin’ny alalan’ilay fitoriana nasaina nataoko,+ araka ny didy nomen’Andriamanitra Mpamonjy antsika.
-
-
Joda 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ho an’ilay Andriamanitra tokana izay namonjy antsika tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika anie ny voninahitra, ny fahalehibeazana, ny fanjakana, ary ny fahefana hatramin’ny taloha indrindra sy ankehitriny ary ho mandrakizay! Amena.
-