-
Matio 10:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “Any amin’izay tanàna lehibe na tanàna kely hidiranareo, dia tadiavo izay mendrika ao. Dia mijanòna ao mandra-pialanareo ao.+
-
-
Lioka 9:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa na aiza na aiza trano hidiranareo, dia mijanòna ao ary avy ao indray miainga.+
-