FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Na aiza na aiza misy olona tsy mandray anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’ilay trano na ilay tanàna ianareo.+

  • Lioka 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary na aiza na aiza misy olona tsy mandray anareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’ilay tanàna ianareo, mba ho vavolombelona hiampanga azy.”+

  • Asan’ny Apostoly 13:50, 51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Fa nampirisihin’ny Jiosy ny vehivavy manan-kaja izay mpivavaka tamin’Andriamanitra, sy ireo manam-pahefana tao an-tanàna, ka nitaona ny olona hanenjika+ an’i Paoly sy Barnabasy, sady nandroaka azy roa lahy tany ivelan’ny faritaniny. 51 Koa nahintsan’izy roa lahy ny vovoka tamin’ny tongony mba hanamelohana azy ireo, dia lasa nankany Ikonioma izy roa lahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara