-
Matio 19:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary iny nisy tovolahy nanatona azy, ka niteny hoe: “Mpampianatra ô, inona ny zavatra tsara tsy maintsy ataoko mba hahazoako fiainana mandrakizay?”+
-
-
Lioka 18:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary nisy mpitondra teo amin’ny Jiosy nanontany azy hoe: “Mpampianatra Tsara ô, inona no tsy maintsy ataoko mba handovako fiainana mandrakizay?”+
-