Salamo 79:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay+ ô, ampio izahayNoho ny anaranao be voninahitra;Vonjeo izahay ary avelao* ny fahotanay, noho ny anaranao.+ Daniela 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+
9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay+ ô, ampio izahayNoho ny anaranao be voninahitra;Vonjeo izahay ary avelao* ny fahotanay, noho ny anaranao.+
19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+