FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 22:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Koa niteny tamin’izy ireo izy hoe: “Maninona ianareo no matory? Mitsangàna ary mivavaha foana, mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.”+

  • 1 Korintianina 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy misy fakam-panahy mahazo anareo, afa-tsy izay mpahazo ny olona.+ Tsy mivadika amin’ny teniny anefa Andriamanitra, ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo.+ Fa rehefa misy fakam-panahy dia hasiany lalan-kivoahana koa, mba hahazakanareo an’izany.+

  • Jakoba 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary satria ianao nanaraka an’izay voalaza momba ny fiaretako,*+ dia hiaro anao koa aho amin’ilay ora fitsapana.+ Ho tonga amin’ny tany manontolo* izany ora izany, mba hitsapana an’izay mipetraka eny ambonin’ny tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara