-
Matio 9:32-34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Rehefa lasa izy ireo, dia iny fa nentin’ny olona ny lehilahy iray moana nisy demonia.+ 33 Dia niteny ilay moana rehefa navoaka ilay demonia.+ Gaga ny vahoaka ka niteny hoe: “Mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy teto amin’ny Israely.”+ 34 Hoy anefa ny Fariseo: “Ny lehiben’ny demonia no ahavitany mamoaka demonia.”+
-