-
Matio 12:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Ary hoy ny mpanora-dalàna sy Fariseo sasany taminy: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+
-
-
Marka 8:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia tonga ny Fariseo ka nanomboka niady hevitra taminy, sady nangataka famantarana avy any an-danitra mba hitsapana azy.+
-