46 Dia hoy i Maria: “Mankalaza an’i Jehovah aho,+ 47 ary tsy tanako ny hafaliako noho izay nataon’Andriamanitra Mpamonjy+ ahy, 48 satria nojereny ny mpanompovaviny+ na dia olona ambany aza. Manomboka izao, dia hilaza ahy ho sambatra+ ny taranaka rehetra,