-
Matio 23:29-31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “Hahita loza ianareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy!+ Manamboatra ny fasan’ny mpaminany sy mandravaka ny fasan’ny olo-marina mantsy ianareo,+ 30 sady milaza hoe: ‘Raha velona tamin’ny andron’ny razambenay izahay, dia tsy ho niaraka taminy nandatsaka ny ran’ny mpaminany.’ 31 Koa ianareo ihany no miampanga ny tenanareo ho zanak’ireo namono ny mpaminany.+
-