-
Salamo 49:16-19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Aza matahotra raha misy olona lasa mpanankarena,
Ka lasa tsara tarehy ny tranony.
17 Rehefa maty mantsy izy, dia tsy hahatondra na inona na inona;+
Tsy hidina hanaraka azy ny voninahiny.+
18 Fa midera tena izy mandritra ny androm-piainany.+
—Derain’ny olona ianao rehefa tafita.+—
19 Ho any amin’ny razambeny anefa izy amin’ny farany.
Tsy hahita ny mazava intsony ireny.
-