FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:48-51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 “Fa raha miteny anakampo kosa ilay mpanompo ratsy fanahy hoe: ‘Mba ela koa izany tompoko izany!’,+ 49 ka manomboka mikapoka ny mpanompo hafa izy ary miara-mihinana sy misotro amin’ny mamo lava, 50 dia ho avy amin’ny andro tsy ampoiziny sy amin’ny ora tsy fantany ny tompony,+ 51 ka hanasazy azy faran’izay mafy ary handefa azy any amin’ny mpihatsaravelatsihy. Any izy no hitomany sy hihidy vazana.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara