FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Io fa nisy lehilahy maty tanana* tao.+ Ary nisy olona te hiampanga an’i Jesosy, ka nanontany azy hoe: “Azo atao ve ny manasitrana amin’ny Sabata?”+

  • Marka 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nijery azy tsara àry ny olona raha hanasitrana an’ilay lehilahy izy na tsia, mba hiampangany azy. Sabata mantsy tamin’izay.

  • Jaona 5:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia lasa ilay lehilahy niteny tamin’ny Jiosy hoe i Jesosy no nanasitrana azy. 16 Izany àry no nahatonga ny Jiosy hanenjika an’i Jesosy. Nanao an’ireo zavatra ireo tamin’ny Sabata mantsy izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara