Ohabolana 25:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza manambony tena eo anatrehan’ny mpanjaka,+Ary aza miray toerana amin’ny olona manan-kaja.+ 7 Fa aleo ianao teneniny hoe: “Mipetraha eto”, Toy izay alainy baraka eo anatrehan’ny olona ambony.+
6 Aza manambony tena eo anatrehan’ny mpanjaka,+Ary aza miray toerana amin’ny olona manan-kaja.+ 7 Fa aleo ianao teneniny hoe: “Mipetraha eto”, Toy izay alainy baraka eo anatrehan’ny olona ambony.+