Marka 9:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hoy i Jesosy taminy: “‘Raha misy azonao atao’ hoe e? Tsy misy tsy vitan’ny manam-pinoana ange e!”+ 24 Tonga dia niantsoantso ny rain’ilay zaza hoe: “Manam-pinoana aho! Ampio aho mba hanam-pinoana kokoa!”+ Hebreo 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
23 Hoy i Jesosy taminy: “‘Raha misy azonao atao’ hoe e? Tsy misy tsy vitan’ny manam-pinoana ange e!”+ 24 Tonga dia niantsoantso ny rain’ilay zaza hoe: “Manam-pinoana aho! Ampio aho mba hanam-pinoana kokoa!”+