1 Samoela 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary raha tsikaritry ny dadanao fa tsy eo aho, dia lazao hoe: ‘Niera tamiko i Davida mba handeha vetivety ho any an-tanànany any Betlehema,+ satria misy sorona fanao isan-taona hataon’izy mianakavy any.’+
6 Ary raha tsikaritry ny dadanao fa tsy eo aho, dia lazao hoe: ‘Niera tamiko i Davida mba handeha vetivety ho any an-tanànany any Betlehema,+ satria misy sorona fanao isan-taona hataon’izy mianakavy any.’+