24 Hoy i Jesosy tamin’ireo: “Samy tsy hainareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra. Tsy izany ve no mahadiso hevitra anareo?+ 25 Fa rehefa atsangana ny maty, dia tsy hampaka-bady na havoaka hampakarina, fa hitovy amin’ny anjely any an-danitra.+