FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mika 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa maniratsira ny rainy ny zanakalahy,

      Manohitra ny reniny ny zanakavavy,+

      Ary manohitra ny rafozambaviny ny vinantovavy.+

      Ny ankohonan’ny olona ihany no fahavalony.+

  • Marka 13:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny rahalahy koa hanolotra ny rahalahiny hovonoina ho faty, ny ray hanolotra ny zanany, ary ny zanaka hanohitra ny ray aman-dreniny ka hampamono azy ho faty.+ 13 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+ Izay miaritra hatramin’ny farany+ anefa no hovonjena.+

  • Asan’ny Apostoly 7:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Rehefa nitora-bato an’i Stefana izy ireo, dia nitalaho i Stefana hoe: “Jesosy Tompo ô, raiso ny aiko.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara