-
Marka 10:42-44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Nantsoin’i Jesosy hankeo aminy anefa izy ireo, dia noteneniny hoe: “Fantatrareo fa manjakazaka amin’ny firenena entiny ireo ekena ho mpitondra, ary manampatra fahefana ireo lehibe.+ 43 Tsy tokony ho toy izany kosa eo aminareo. Fa izay te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+ 44 ary izay te ho voalohany aminareo dia tsy maintsy manompo ny rehetra.
-