-
Matio 26:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio alina, dia handa ahy intelo ianao.”+
-
-
Marka 14:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao fa anio alina ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+
-
-
Lioka 22:61Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
61 Dia nitodika ny Tompo ka nijery an’i Petera. Ary tsaroan’i Petera ilay tenin’ny Tompo taminy hoe: “Mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia handa ahy intelo ianao.”+
-
-
Jaona 13:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Dia hoy i Jesosy: “Tena hahafoy ny ainao ho ahy tokoa ve ianao? Lazaiko marimarina aminao fa mbola tsy maneno akory ny akoho, dia efa handa ahy intelo ianao.”+
-