-
Matio 26:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio alina, dia handa ahy intelo ianao.”+
-
-
Marka 14:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao fa anio alina ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+
-
-
Lioka 22:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Hoy anefa izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia efa handa intelo ianao hoe tsy mahalala ahy.”+
-
-
Jaona 18:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nanda indray anefa i Petera, ary teo no ho eo ihany dia nisy akoho naneno.+
-