Matio 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Farany, dia nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva+ izy ireo, rehefa avy nihira fiderana.* Marka 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Farany, dia nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva izy ireo, rehefa avy nihira fiderana.*+ Jaona 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa avy nilaza an’izany i Jesosy, dia lasa nandeha niampita ny Lohasahan’i Kidrona,*+ niaraka tamin’ny mpianany. Dia nankao amin’ny zaridaina iray tany izy sy ny mpianany.+
18 Rehefa avy nilaza an’izany i Jesosy, dia lasa nandeha niampita ny Lohasahan’i Kidrona,*+ niaraka tamin’ny mpianany. Dia nankao amin’ny zaridaina iray tany izy sy ny mpianany.+