-
Matio 26:65Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy! Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona? Efa henonareo ilay izy nanevateva an’Andriamanitra teo!
-
-
Marka 14:63Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
63 Dia nandrovitra ny akanjony ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+
-