FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+

      Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe:

       8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany, koa aoka Izy hanafaka azy!

      Aoka Izy hamonjy azy, satria tena tia azy Izy!”+

  • Matio 27:42, 43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 “Ny hafa novonjeny, nefa ny tenany tsy hainy vonjena! Izy no Mpanjakan’ny Israely.+ Aleo izy hidina avy eny amin’ny hazo fijaliana,* dia hino azy isika. 43 Natoky an’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia tokony hamonjy azy,+ satria izy niteny hoe: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+

  • Marka 15:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nanesoeso hoatr’izany koa ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia nifampiresaka hoe: “Ny hafa novonjeny, nefa ny tenany tsy hainy vonjena!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara