FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 28:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy ilay anjely tamin’izy roa vavy: “Aza matahotra. Fantatro fa mitady an’i Jesosy, ilay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, ianareo.+ 6 Tsy ato izy fa efa natsangana, araka ny efa nolazainy.+ Avia, jereo ilay toerana nisy ny fatiny. 7 Mandehana haingana teneno ny mpianany hoe: ‘Efa natsangana tamin’ny maty izy. Hialoha anareo any Galilia+ izy, dia any no hahitanareo azy.’ Hiteny an’izany aminareo no nahatongavako eto.”+

  • Marka 16:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Rehefa niditra tao am-pasana izy ireo, dia gaga nahita tovolahy nanao akanjo fotsy lava nipetraka teo ankavanana. 6 Hoy ilay tovolahy tamin’ireo: “Aza gaga ianareo.+ Fantatro fa mitady an’i Jesosy avy any Nazareta, ilay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, ianareo. Efa natsangana+ izy ka tsy ato. Jereo fa teto no nametrahana azy.+ 7 Mandehana milaza amin’ny mpianany sy amin’i Petera hoe: ‘Hialoha anareo any Galilia izy,+ dia any no hahitanareo azy, araka ny efa nolazainy taminareo.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara