FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Taorian’ny Sabata, tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro,* rehefa nihanazava ny andro, dia tonga hijery ny fasana i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray.+

  • Matio 28:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Niala haingana teo am-pasana àry izy roa vavy, sady natahotra no faly be, ary nihazakazaka mba hilaza an’izany tamin’ny mpianatr’i Jesosy.+

  • Lioka 24:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ary niala teo amin’ilay fasana izy ireo ka niverina, dia nitantara an’izany rehetra izany tamin’ny 11 Lahy sy ny hafa rehetra.+ 10 Tsy iza ireo vehivavy ireo fa i Maria Magdalena sy Johana ary Maria renin’i Jakoba. Ary ny vehivavy hafa niaraka tamin’izy ireo dia niresaka an’izany koa tamin’ny apostoly. 11 Noheverin’izy ireny fa niteniteny foana anefa ireo vehivavy ireo, ka tsy ninoany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara