Kolosianina 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nahita ny lanitra nisokatra aho, dia iny nisy soavaly fotsy.+ Antsoina hoe Mendri-pitokisana+ sy Marina+ ilay nitaingina azy, ary nitsara sy niady araka ny rariny+ foana izy. Apokalypsy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanao akanjo ivelany tasin’ny ra* izy, ary Ny Tenin’Andriamanitra+ no anarana niantsoana azy.
11 Ary nahita ny lanitra nisokatra aho, dia iny nisy soavaly fotsy.+ Antsoina hoe Mendri-pitokisana+ sy Marina+ ilay nitaingina azy, ary nitsara sy niady araka ny rariny+ foana izy.