Jaona 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lasa nofo aman-dra àry ny Teny,+ ary nonina tetỳ aminay. Hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Tena nankasitrahan’Andriamanitra* izy ary nampianatra ny fahamarinana. Apokalypsy 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ary soraty ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia hoe:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana sy marina,+ ilay noforonin’Andriamanitra voalohany indrindra:+
14 Lasa nofo aman-dra àry ny Teny,+ ary nonina tetỳ aminay. Hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Tena nankasitrahan’Andriamanitra* izy ary nampianatra ny fahamarinana.
14 “Ary soraty ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia hoe:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana sy marina,+ ilay noforonin’Andriamanitra voalohany indrindra:+