Jaona 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lasa nofo aman-dra àry ny Teny,+ ary nonina tetỳ aminay. Hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Tena nankasitrahan’Andriamanitra* izy ary nampianatra ny fahamarinana. Apokalypsy 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nahita ny lanitra nisokatra aho, dia iny nisy soavaly fotsy.+ Antsoina hoe Mendri-pitokisana+ sy Marina+ ilay nitaingina azy, ary nitsara sy niady araka ny rariny+ foana izy.
14 Lasa nofo aman-dra àry ny Teny,+ ary nonina tetỳ aminay. Hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Tena nankasitrahan’Andriamanitra* izy ary nampianatra ny fahamarinana.
11 Ary nahita ny lanitra nisokatra aho, dia iny nisy soavaly fotsy.+ Antsoina hoe Mendri-pitokisana+ sy Marina+ ilay nitaingina azy, ary nitsara sy niady araka ny rariny+ foana izy.