Jaona 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy i Jesosy: “Lazaiko marimarina aminao fa tsy misy olona afaka mahita ny Fanjakan’Andriamanitra,+ raha tsy ateraka indray.”*+ 1 Petera 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny alalan’ny voa* mety lo, fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay.+ 1 Jaona 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria ao amin’izany olona izany foana ny voa* omen’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+
3 Dia hoy i Jesosy: “Lazaiko marimarina aminao fa tsy misy olona afaka mahita ny Fanjakan’Andriamanitra,+ raha tsy ateraka indray.”*+
23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny alalan’ny voa* mety lo, fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay.+
9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria ao amin’izany olona izany foana ny voa* omen’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+