FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+ 13 Ary nateraka izy ireo, nefa tsy nateraky ny nofo sy ra, na nateraka noho ny sitrapon’ny ray olombelona, fa naterak’Andriamanitra.+

  • 1 Petera 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoderaina anie Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika, satria be famindram-po izy ka naterany indray+ isika, dia lasa manana fanantenana velona+ noho izy nanangana an’i Jesosy Kristy tamin’ny maty.+

  • 1 Petera 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny alalan’ny voa* mety lo, fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay.+

  • 1 Jaona 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria ao amin’izany olona izany foana ny voa* omen’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara