FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa izay rehetra tarihin’ny fanahin’Andriamanitra no tena zanak’Andriamanitra.+

  • Romanina 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny fanahin’Andriamanitra sy ny saintsika+ no miara-manaporofo fa zanak’Andriamanitra isika.+

  • 2 Korintianina 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Efesianina 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa notendreny mialoha mantsy isika+ mba hatsangany ho zanany+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, araka izay mahafinaritra azy sy araka ny sitrapony.+

  • 1 Jaona 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Eritrereto ange ny fitiavana nasehon’ny Ray antsika e!+ Nantsoiny hoe zanany* mihitsy isika,+ ary izany tokoa isika. Izany no antony tsy ahalalan’izao tontolo izao antsika,+ satria mbola tsy mahalala Azy izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara