Jaona 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+ Galatianina 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha ny tena izy, dia zanak’Andriamanitra+ daholo ianareo satria mino an’i Kristy Jesosy.+ 1 Jaona 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry malala, zanak’Andriamanitra izao isika,+ nefa mbola tsy aseho hoe hanao ahoana isika.+ Ny fantatsika dia hoe ho lasa hoatr’azy isika rehefa aseho izy, satria ho hitantsika hoe hoatran’ny ahoana marina izy.
12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+
2 Ry malala, zanak’Andriamanitra izao isika,+ nefa mbola tsy aseho hoe hanao ahoana isika.+ Ny fantatsika dia hoe ho lasa hoatr’azy isika rehefa aseho izy, satria ho hitantsika hoe hoatran’ny ahoana marina izy.